Teny iditra | kasikasy (kasy) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasikasy io zanakao lahiaivo io [1.1] | |||||||||||||||
Kevokevoka, dedadedaka ary ny isehoan' izany dia eo amin' ny endrika na ny fitafiana [2.285] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Vain, showy [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Orgueilleux [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra | Tsy mba tian-dRazaimalala akory, hono, izany kasikasy amboamboaran-Renilezo azy izany, ka matetika izy mianaka no mifamaly.
[2.324] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | kasy | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | kasikasy, kisakisa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |