Teny iditra kasoka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fisafoana mandalo dia izay, kasika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   the act of rubbing, or of rubbing against something [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   action de frotter [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra kasoka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Vary masaka haroharoina ao anaty vilany vy misy menamenaka avy nandritan-kena, ka afangaroharo ao ho vonto [Rajemisa 1985]

Teny iditra kasoka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Sihanaka] farim-peo [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02