Teny iditra kasy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasy io zanakao lahiaivo io [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Fitovian-keviteny kasikasy

Teny iditra kasy
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] remède. § hàsina. [David 1952 (takila H)]
Voambolana 
Fitovian-keviteny hasy ~ kasa

Teny iditra kasy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] rongony [Rakotosaona 1972]

2017/03/10