Teny iditra katibo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] Olona mpitahiry sy mpitandrina ny sorabe, ka olona mahay mamaky sy manoratra izy io ary fantatra marina ny mahataranak' Arabo azy marindrano [Rajemisa 1985]
Ny fihaviany   Arabo: katibun.

2009/09/01