Teny iditra katolika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Olona manaraka ny katolisisma izay antokom-pivavahana kristianina manaiky ny Papa [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a Catholic [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay Catholique [Hallanger 1974]
Ny fihaviany Frantsay: catholique.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31