Teny iditra katraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feo heno mikepoka amin' ny fianjeran' ny zavatra mafy anankiray amin' ny zavatra mafy iray hafa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay bruit d'un corps dur tombant ou frappant sur un autre; bruit d'une respiration gênée, comme celle d'un poitrinaire, d'un mourant; action de frapper avec bruit [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra katraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] karazan-dolo (bibikely) [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2010/05/06