Teny iditra katroka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Feno isa tsara, tsy latsaka na manana amby: Valopolo amby zato ariary katroka tsara no nividianako io akoho io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the same, exactly: roapòlo àndro kàtroka: exactly 20 days [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay le même, exactement [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra katroka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bezanozano] dona, fidonana, ady
¶ Fifandonana; fihaonana misy fifamelezana; ady tsy mifampitsitsy [Rakotosaona 1972]
Sampanteny 

Teny iditra katroka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] démonter un fusil. [David 1952 (takila K)]

2017/04/25