Teny iditra katsa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny atao hoe katsa dia fizarana isa iray amin' ny iray hafa ka tsy misy ambiny ny fizarana [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra katsa
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] tatouage ; dessins sur poterie. (alàma). [David 1952 (takila K)]

Teny iditra katsa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] fitoeran-tsotro [Rakotosaona 1972]

2017/03/10