Teny iditra katso
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Marani-doha
¶ Mpitati-teny, mpitati-bolana hampisaraka ny fihavanana [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   katsokatso

Teny iditra katso
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Tankarana] nom d'une plante à caoutchouc. [David 1952 (takila K)]
Voambolana  
Haianarantany   Anaran-toerana misy ity teny katso ity (1): Ankatso

Teny iditra katso
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] volomparasy (loko) [Rakotosaona 1972]
Tsanganana sy sary iray takila   Ny Loko

2017/03/10