Teny iditra kavina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Firavaka atevika amin' ny ravin-tsofina ambany
Mitovy hevitra: kiviro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy earrings [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay pendants d'oreilles [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kiviro
Teny nalaina 

2013/01/22