Teny iditra | kaza | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny rain' ny raibe; ny razana [1.1] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Teny iditra | kaza | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Ne, ne pas (interdiction). § àza. [1.19] | |
Fivaditsoratra | kaza, zaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |