Teny iditra kebona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanetsiketsehana ny rano mba hahatonga azy hamorivory
¶ fomba fakana trondro amin'ny fikapokapohana ny rano
¶ fanatsinkafonana ny efa mandry mba hamporisika, hamoky [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra kebona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana niantsoana ny voan-tangena [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra Kebona
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
  [Baiboly]
Famaritana anglisy Cabbon [Baiboly]
Famaritana frantsay Kabbôn [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Kabona

2017/04/02