Teny iditra kehana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikohafana kely ho mariky ny fanakanana olona mba tsy hanao zavatra iray tsy tsara na tsy tokony hataony, kohona
¶ Fihetsika mitory hambo na fihamboana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kehankehana

2017/04/02