Teny iditra kelireny (kely, reny)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy vehivavy manifinify sy kely vahana ary fohy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy small and slight of stature (of a woman) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay petite et chétive (se dit d'une femme) [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa 

2013/06/09