Teny iditra kely am-ponosana
Singan-teny kely ; fonosana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra kely raha jerena araka ny fonony, nefa be vidy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Little when wrapped up, but of great value. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12