Teny iditra | kemaka | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona izay miditra ny molony; gema, demba na dembana. [1.1] | |
Tsipelina hafa | kema | |
Teny iditra | kemaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Honte, confusion. [1.19] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |