Teny iditra | kenda roroka | ||
Singan-teny | kenda ; roroka | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fanakendana amin' ny tanana roa na amin' ny sandry roa izay entina mamihina ilay kendaina [1.1] | ||
Ohatra | Natao kendaroroka tamin' ny salaka landy nifanintonan' olona roapolo lahy Radama dia maty fadiranovana ilay mpanjaka be indrafo.
[1.437] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |