Teny iditra kendrena (kendry)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Tilina atao izay hahazoana azy, hahavoa azy: Kendren' ny saka ilay voronkely
¶ Tadiavina ho azo: Ny soa no kendreko ho an' ny tanindrazako [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be aimed at, to be sought after [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on vise, qu'on se propose [Hallanger 1974]
Ny bikany  
kendrena
kendreko
kendrenao
kendreny
kendrentsika
kendrenay
kendrenareo
kendren'
kendren-
kendrem-
kendre-
nokendrena
nokendreko
nokendrenao
nokendreny
nokendrentsika
nokendrenay
nokendrenareo
nokendren'
nokendren-
nokendrem-
nokendre-
hokendrena
hokendreko
hokendrenao
hokendreny
hokendrentsika
hokendrenay
hokendrenareo
hokendren'
hokendren-
hokendrem-
hokendre-
kendreo

Nohavaozina tamin' ny 2010/06/12