Teny iditra -kendry
Sokajin-teny endritenin' ny hoe hendry
Haiendriteny 
-kendry
-kendriko
-kendrinao
-kendriny
-kendrintsika
-kendrinay
-kendrinareo
-kendrin'
-kendrin-
-kendrim-
Ohatra 
1Akory ity no adala miara-monina amin-kendry! [Dahle: Angano, takila 240]
2Mbola satriko hierana Ny olon-kendrim-panjakana [Rabemolaly: Fary, takila 57]
3kely ny sasantsasany amin' ireo olon-kendrin' ny firenen-kafa [Rahajarizafy: Filozofia, takila 36]
4Ny olon-kendrinao, ry Tyro, no tao aminao, ka ireo no mpitondra sambonao [Baiboly: 33.27.8]
5Raha mba misy marina mantsy izany, hoy koa izy, dia tsy maintsy ho fantatr' ireo olo-manga sy olon-kendrintsika [White: Patriarka]

Teny iditra kendry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy fitiliana zavatra tiana ho voa, ho azo; fiheverana sy fiomanana mialoha [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay action de viser [Abinal 1888 takila 322, Rajaonarimanana 1995]
 dessein, propos, attention, application [Abinal 1888 takila 322]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra kendry
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Mpitovy hevitra ara-paritany aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, anoloana, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] aloha [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/27