Teny iditra kenona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikarakarana ny raharaha madinidinika ao an-tokantrano; fisahiranana manketsy mankeroa [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kenonkenona
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2009/04/23