Teny iditra kenonkenona (kenona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikarakarana ny raharaha madinidinika ao an-tokantrano; fisahiranana manketsy mankeroa [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kenona

2017/04/02