Teny iditra | kentana | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Kely ray, nefa marisidrisika sy mailamailaka [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Petit, fluet mais vif, alerte [1.3] | |||
Ohatra | Tsy latsaka intsony ny ranomasony satria efa kentana angamba ny atidohany, ary toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony
[2.470] | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |