Teny iditra kentsona
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Ilazana ny olona izay toa miteny any an' orona, tsy tsara fiteny fa toa misy teritery any an' orony any [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   nasal (of a sound or a voice); [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   [Tankarana] nasillard, qui parle du nez [David 1952 (takila K)]
   nasal (se dit d'un son ou d'une voix). [Hallanger 1974]
Voambolana  
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   kentsina

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10