Teny iditra keo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Tankarana] morceau de boeuf (peau) rôti à la hâte. [David 1952 (takila K)]
Voambolana  

Teny iditra keo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] fahavoazana noho ny ratsy natao [Rakotosaona 1972]

Teny iditra keo
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Bara] tofoka, maty fo [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] leo, tofoka: tsy mba leon-javatra: tsy ba keon-draha adala, ondrakondranina [Rakotosaona 1972]

Teny iditra keo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] loza [Rakotosaona 1972]

Teny iditra keo (keky)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao keky [firaketana]
Famaritana malagasy   [Mahafaly] [Rakotosaona 1972]

2017/03/10