Teny iditra keokeoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feo heno amin' ny fikepokepohan' ny nify voankazo mbola manta na taolana malemy. [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra keokeoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] karazam-borona; kitanotano [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2009/10/08