Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
kepakepaka
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Enti-milaza ny fihetsiketsik' izay rehetra mihofahofa amin' ny ilany iray nefa misy mitana amin' ny ilany hafa iray.
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
mikapekepaka
,
mikepakepaka
matoantenin' ny iharana :
akepakepaka
,
voakepakepaka
matoantenin' ny fameno :
ikepakepahana
anarana :
fikepakepahana
,
fikepakepaka
,
mpikepakepaka
mpamaritra :
mahakepakepaka
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31