Teny iditra kepika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisaviliviliana, toy ny an' ny kapilim-pamantaranandro, na ny rambon' omby [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kepikepika

Teny iditra kepika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] valona, famalonana, foritra [Rakotosaona 1972]

2010/12/07