Teny iditra kepikepika (kepika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisaviliviliana, toy ny an' ny kapilim-pamantaranandro, na ny rambon' omby [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kepika

2009/02/23