Teny iditra kepoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Menatra ka tsy mahita holazaina satria vaky ny nafenina: Kepoka tsy nahateny izy nony naseho azy ny porofo rehetra nanameloka azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Confounded, astonished [1.2]
Ohatra 
1Kepoka aoka izany Ingahy Rabery. [2.499]
2ka kepoka foana teo izy nony nandre izany. [2.69]

Teny iditra kepoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feo heno amin' ny fitsakoana na fanaikerana zavatra mafimafy; fihinanana na fandaniana amin' ny tsy antony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The sound of anything crunched with the teeth, as hard biscuits, etc., or of a sharp blow [1.2]
 A crunching sound [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bruit de ce qui craque sous les dents [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
 

Teny iditra kepoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Se dit des fruits vides, dont l'intérieur est creux. Par exemple : Voanjo kepoka : arachide dont les graines ont avorté et dont la coque est vide. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27