Teny iditra kera
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanasaratsarahana hitokantokana arakarazana; fandantolantoana mba tsy hikambana na hifatratra loatra [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   kerakera

Teny iditra kera
Sokajin-teny   mpampitohy [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taimoro] kahefa, mety ho [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] kanjo, toa [Rakotosaona 1972]

2013/01/22