Teny iditra kerakera (kera)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanasaratsarahana hitokantokana arakarazana; fandantolantoana mba tsy hikambana na hifatratra loatra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kera

2009/09/19