Teny iditra | ![]() |
ketoka |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Kaikitra mafy, fanerena amin' ny nify na tandra, fandramatra ¶ Zava-mahazo noho ny fanaintainana [Rajemisa 1985] | |
Famaritana frantsay | coup de dent, morsure, piqûre ¶ figuré: douleur aiguë; action de gourmander [Abinal 1888] | |
Sampanteny | aketoka, anetohana, fanetoka, fanetohana, karetoka, ketohina, ketoketoka, kinetoka, manetoka, mahaketoka, mampanketoka, mampifanketoka, manaketoka, miketoka, mifanketoka, mpanetoka, voaketoka | |
Teny iditra | ![]() |
ketoka |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | voatery mafy nefa tsy maharitra [SLP: Voambolana] | |
Famaritana frantsay | coincé [SLP: Voambolana] | |
Teny iditra | ![]() |
ketoka |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Karazan-kazo mafy be tsiratsirany [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02 |
![]() |