Teny iditra ketsa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vary maniry mbola hafindra: Maitso mahafinaritra ny ketsa [Rajemisa 1985]
 zana-kazo mbola hafindra [SLP 1986]
Famaritana anglisy young rice plants to be transplanted [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay jeune plante de riz [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay plant; semis de riz [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  fafim-boly
Teny nalaina 

Teny iditra ketsa
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] dartre. (ampàry). [David 1952 (takila K)]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra kesa

2017/03/10