Teny iditra | ketsaina (ketsa) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny vary nambolena efa lehibebe ka afindra eny amin' ny tanimbary: Efa noketsaina ve ny varinareo erỳ an-dafy andrefana [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | ketsana | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |