Teny iditra ketsan-dRamorainy
Singan-teny ketsa ; Ramorainy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fahavitana sy fahalavorarian-draharaha tsy nisy manahirana firy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Anyhow, not particular, just as it happens [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Fait, arrangé à la bonne, à l'amiable [1.3]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20