Teny iditra ketsoketso (ketso)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Manta vava, tsy mahatana ny teny afenina, basivava, mahay vava ka mahatonga ny tsy fifanarahana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra ketso

2009/02/23