Teny iditra kevoka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Miseho ho be hambo ka mahatsikaiky, mihevi-tena ho tsara na mahay, te hoderaina, dedaka: Kevoka erỳ ny anao lahy nidina tamin' ny bisikileta nanao tsy an-kitana tao Ambatovinaky kanjo terỳ Antsapanimahazo vao nitsirara tamin' ny vato ny lohany
Mitovy hevitra: be ebo ~ be rehaka ~ dedaka ~ firinga mievotra ~ kasikasy ~ kevo-dahy ~ maivan-kitsaka ~ mampilahendrena ~ miana-kendry ~ mpirehareha ~ sehoka ~ somehoka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy vain, pretentious [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay vain, présomptueux [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Kevoka ery izy rehetra milaza fa ao aminy daholo no hihinana ireo mpiara-milalao aminy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 71]
2Somary kevoka sy be rehaka izay mantsy izy, ka nitabataba nanao teny ren' olona mba hisy mpahalala ny vaovao momba azy. [Andraina: Mitaraina, takila 113]

2014/10/17