Teny iditra kiady fa tsy tompon' ny saha (kiady, fa, tsy, tompo, saha)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy mpiambina, mitovitovy amin' ilay hoe: mpiandry omby volavita: tsy tompony fa mpamerin-doha [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31