Teny iditra kiaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsipika na soritra hita kely; fiendahana kely ateraky ny rangotra na fikasohana mafy amin-javatra: Misy kiaka ny tanako [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a scratch; a grazing contact [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay égratignure, écorchure; action d'effleurer en laissant une trace [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay écorchure, strie [SLP: Voambolana]
Sampanteny 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny kiaka ity (0)

Teny iditra kiaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feo taitra mikarantsana mafy: Henonao ve ilay kiakan' olona tao? [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Sampanteny 

2017/04/02