Teny iditra kiakiaka (kiaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Antsoantso mafy mankarenin-tsofina: Henonao oe izany kiakiakana kisoa vonoina izany? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy piercing cries [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay cris perçants [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Nangina tampoka ny tafondro marovava, fa dridridridry sy kiakiaka mifangaro teny ratsy no nisolo azy. [Andraina: Mitaraina, takila 235]
2Kiakiaka sy antsoantso "Dada Dada" moa izany ny azy telodahy niantsavika an' ingahy Rainitoandro sy nanao akory azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 9]
Voambolana 
Sampanteny 
Endriteny 
kiakiaka
kiakiako
kiakiakao
kiakiany
kiakiatsika
kiakiakay
kiakiakareo
kiakian'
kiakia-
kiakiaky

Teny iditra Kiakiaka (kiaka)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [firaketana]
Ohatra Avaradrano sy Kiakiaka sy Lavadrano sy ny manodidin' Ankaratra, izao no nitoeran' Andriamberosalama zanak' Andriamanalina, natao n'Andrianampoinimerina voady ho an' Andriantsoanandriana raha mandry i Merina. [Callet: Tantara, takila 621]
Voambolana 
Haianarantany kiaka

2014/02/10