Teny iditra kiana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy tsiny, kilema [Ravelojaona 1937]
 tsiny kely, kilema tsy dia manao ahoana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Endriteny 
kiana
kiany
Ohatra Tsy misy kiany itý sary itý, na dia kely aza [Abinal 1888]

Teny iditra kiana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy iavian' ny hoe makiana [Ravelojaona 1937]
 Enti-milaza toetra mora vaky. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay fragilité, facilité à se casser, à se briser [Abinal 1888]
Sampanteny 

2017/04/02