Teny iditra kianina (kiana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tsinina: Kianin' ny maro ny fitondran' io lehilahy io ka inoana fa tsy haharitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be criticized [1.7]
Fanazavàna teny frantsay à quoi on trouve un défaut; [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kianina, kianiko, kianinao, kianiny, kianintsika, kianinay, kianinareo, kianin', kianin-, kianim-, kiani-
Ny lasa : nokianina, nokianiko, nokianinao, nokianiny, nokianintsika, nokianinay, nokianinareo, nokianin', nokianin-, nokianim-, nokiani-
Ny hoavy : hokianina, hokianiko, hokianinao, hokianiny, hokianintsika, hokianinay, hokianinareo, hokianin', hokianin-, hokianim-, hokiani-
Filaza mandidy : kiano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20