Teny iditra kianja
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Tokotany malalaka [1.78]
 Toerana malalaka, mazàna eo afovoan-tanàna, atao fivoriana, fikabariana ary fanaovana lanonana. [1.1]
 Toerana malalaka ivoriana na ilalaovana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A public square [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Place publique [1.8]
 Lieu de rencontre [1.13]
Ohatra 
1Any ivelan' ny kianja iriariavan' ny atao hoe "olombelona" izy fa tsy ao anatiny! [2.471]
2Nisy moraingy tamin' izay ka nivory teo an-kianja ny olona. [2.472]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Mpanahaka  banja ~ sehatra
Sary 

Teny iditra Kianja (kianja)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -20.2333333, 46.8333333
-19.4333333, 44.9166667

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31