Teny iditra kiankianina (kiankiana (kiana))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mahafinaritra, bikàna: Tovovavy kely kiankianina izay no tonga tao
Mora sosotra, mora mararin-teny: Olona kiankianina sarotra iarahamonina [1.1]
Ohatra fa hianao tsy hantsoina intsony hoe: ikala kiankianina, ikala miangentsana. [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03