Teny iditra kiany
Sokajin-teny endritenin' ny hoe kiana
Famaritana malagasy tsiny, kilema, fahadisoana [Ravelojaona 1937]
Famaritana frantsay Un petit défaut déparant ce qui est bien, un peu de bien mêlé à ce qui est mal ou à ce qui est laid [Abinal 1888 (page 326)]
Sampanteny 
Ohatra 
1Asa tsy misy kiany mihitsy no ilaina halefa any amin' ny Fampisehoana [Ravelojaona 1937]
2Tsy misy kiany io laha-teny io na dia kely aza (Il n’y a pas le moindre défaut dans ce discours) [Abinal 1888]
3Tsara tarehy ihany izy, saingy ny kiany petak’ orona (Il est joli, sauf qu’il a le défaut d’être camus [Abinal 1888]

2017/07/05