Teny iditra kibay
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Langilangy fohy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a cudgel, so called, it is said, because it wounds [Richardson 1885]
   a cudgel, a club, a stick [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   bâton. [Tankarana] [David 1952 (takila K)]
   bâton [Hallanger 1974]
Fitovian-keviteny   kobay
Teny nalaina  

Teny iditra kibay
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Vay ratsy mahavoa ny ankasarotana vokatr [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   abcès syphilitique [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana  
Fifanahafana   baivonto ~ kifongo ~ vaivonto

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10