Teny iditra kibo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ny faritra malemy eo ambanin' ny tratra misy ny vavony, ny aty, ny tsinay [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the belly, the abdomen, the stomach, the womb. [Some Polynesian dialects kopu; Bouton kompo; Teor. kabin] [Richardson 1885]
   the belly [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   ventre [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
   abdomen [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra kibo
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   le coeur, les sentiments, la disposition intérieure [Abinal 1888]
Voambolana  

Teny iditra kibo
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   chatouillement [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra kibo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   kibobo (vorona) [Antesaka, Bara] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   a species of bustard quail [Provincial] [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   caille. [Tankarana] [David 1952 (takila K)]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   kibobo

Teny iditra kibo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   dongy, fidongiana [Bara] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10