Teny iditra kibobo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   vorona mpisitrika anaty ahitea toy ny tsipoy fa kely toy ny: Kibobo voanfandrika ko mandremandre re ahazoana zanakakoho [Betsileo] [Rakotosaona 1972]
   Karazam-borona madinidinika; ohatra ny a [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a species of bustard quail. Turnix nigricollis, Gon. Same as kibo, kibokely and kibotay [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   caille [David 1952, Rajemisa: Vakoka]
   caille (Cothurnis communis, Phasianid [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Ohatra   Kibobo nihehy voro-mila hanina aza fatra-pandatsa ry zalahy fa ny mamelon-tena zava-tsarotra. [Fox: Hainteny, laharana 305]
Nanao andia telo ireny, samy nanana ny biby hazainy avy: tsipoy, kibobo, sahona. [Andraina: Mitaraina, takila 221]
Anarana siantifika   Turnix nigricollis, Cothurnis communis, Phasianidae
Voambolana  
Tsipelina hafa  
Fitovian-keviteny   kibokely ~ kibotay ~ menamaso ~ papelika
Teny nalaina  

Teny iditra kibobo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   hena mahia: Kibobo fa be didy (Hena mahia fa anananambe) [Betsileo] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra kibobo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   trano bongo efa simba, tranon-tovovavy [Bara] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra kibobo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   vovoka [Betsileo] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2013/11/22