Teny iditra kibolabola
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   bulle [SLP: Voambolana]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   tapoaka

Teny iditra kibolabola
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   empaka; mony na votrovotro [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   cloque; pustule [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Teny iditra kibolabola
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   karazan-tsakafo miaraka amin'ny tapotsin'atody ka mibontsina rehefa andrahoina [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   soufflé [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/11/06