Teny iditra | kibotaina (kibo) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Be kibo, mibontana be ny kibony [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Big-bellied [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui a un gros ventre [1.8] | |
Ohatra | Iza moa no mahalala fa mety hiakanjo tsara izy any, - mety ho mandimandina endrika, - mety hanam-bola akory àry tsy ho tapa-kibo na ho kibotaina sahala amintsika izao;
[2.470] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kibotaina io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |